| Entry (1/2) | 1 radio |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina
[1.1] 4 fitaovana fandraisana na fandefasam-peo [1.13] |
| Explanations in French |
5 radio
[1.13] |
| Entry (2/2) | 6 radio |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka
[1.1] |
| Anagrams | 9 doria, 10 odira, radio, 11 radoy, 12 riado |
| Updated on 2025/09/12 |
|