Entry Rabevoina (ra-, be, voina)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [Rajemisa 1985]
English definition A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Examples Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 14]

2019/08/17