| Entry | 1 proma |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany: Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy).
4Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma. [1.1] |
| Anagrams | 5 proma, 6 rompa |
| Updated on 2025/09/12 |
|