Entry prezi
Part of speech noun
Malagasy definition [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
¶ Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: président.

2009/02/23