| Entry | 1 pretra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [1.1] |
| Vocabulary | 4 Religion and Liturgy |
| Updated on 2025/09/12 |
|