Entry potsitra
Part of speech adjective
Malagasy definition Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona
¶ Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony
¶ Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

2009/02/23