|
|
|
|

Entry1  pôtasy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony [1.1]
4 alkalia misy pôtasiôma [1.13]
Explanations in French  5 potasse [1.13]
Vocabulary  6  Chemistry

Anagrams  pôtasy, 7 sapoty

Updated on 2025/09/12