|
|
|
|

Entry1  portorikanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina
4 Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo [1.1]
5 Puerto Rican [1.1]
6 portoricain, portoricaine [1.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  portoriko, 9  portoriko

Updated on 2025/12/08