| Entry | 1 porizenitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony.
[1.1] |
| Explanations in French |
4 la présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement.
[1.3#492] |
| Examples |
5 dia nanao porizenitra izy
[2.366]
6 Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra [2.59] 7 Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana [2.649] 8 Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta [2.270] |
| All compound words | 9 porizenitr' andriana |
| Updated on 2025/11/09 |
|