|
|
|
|

Entry1 polisa
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3[fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa. [1.1]
Vocabulary  4 Health

Anagrams  5 lasopy, 6 polisa, 7 salopy

Updated on 2025/09/12