Entry | 1 poezia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny [1.1] |
Examples |
4 Ny poezia no isan'ny soratra nahavanana azy sy nankafiziny fatratra ary nokaliny sy nanorenany fo tokoa.
[2.314#]
5 Ny fandinihana ny olona mpanao poezia, ny fotoana anaovana azy ary ny vontoatin' izy ireny no tena haha-fantarantsika izany. [2.606#] |
Other spellings | 6 poezy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |