Entry | 1 poety |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ? Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |