|
|
|
|

Entry1  poaketra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1]
Synonyms  4 poketra

Anagrams  poaketra, 5 poretaka

Updated on 2025/09/12