|
|
|
|

Entry1  plevra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1]
4 fonon'ny havokavoka [1.13]
Explanations in French  5 plèvre [1.13]
Vocabulary  6  Biology

Updated on 2025/09/12