| Entry | 1 plastika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|