Entry plaky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Takela-by misy filazana
¶ Takela-pitaratra rakotra zavatra natao ho mora handray hazavana, fampiasa amin' ny fakan-tsary fotografia [Rajemisa 1985]
 takelaka na velatra [SLP 1986]
Explanations in French plaque [SLP 1986]
Origin French: plaque.
Compound words, titles, names 

Updated on 2021/10/12