Entry pirenena > firenena (reny)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka mir [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a nation [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   a clan, a race, a tribe [Richardson 1885]
   a people [Hallanger 1973]
French translation   nation [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   tribu, caste, peuplade, race, famille [Abinal 1888]
   peuple [Hallanger 1974]
Examples  
1Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 38]
2Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [Andriamalala: Fanagasiana, page 3]
Vocabulary  
Morphology  
firenena
fireneko
firenenao
fireneny
firenentsika
firenenay
firenenareo
firenen'
firenen-
firenem-
firene-
-pirenena
-pireneko
-pirenenao
-pireneny
-pirenentsika
-pirenenay
-pirenenareo
-pirenen'
-pirenen-
-pirenem-
-pirene-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles