| Entry | 1 pipa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray [1.1] |
| Explanations in English |
4 a tobacco pipe [1.7] |
| Explanations in French |
5 pipe à fumer [1.8] |
| All compound words | 6 famaha pipa |
| Anagrams | 7 papy, 8 pipa |
| Updated on 2025/10/08 |
|