Entry piova (ova)
Part of speech noun
French translation  [Vezo] Ce qui change [Poirot & Santio: Vezo (takila O)]

Entry -piova- (ovaka, ova)
Part of speech morphological form of the word(s) fiovaka and fiovana

Entry -piova (ova)
Part of speech morphological form of the word(s) fiova
Examples Ahariharin'ity fandinihana ny beko ity ny herin'ny riba baikoin'ny haitao efa lasa aloha ao anatin'ny toekarena matanjaka sady haingam-pandroso niainga tao amin'ny finoana kristiana, sy ny fanindriany ny riba velomin'ny toekarena sy haitao mbola marefo, miadam-piova ary tsy kristiana. [Razafiarivony: Harivolana, page 120]

Updated on 2020/07/31