|
|
|
|

Entry (1/4)1  pin~
Part of speech  2  affix
Explanations in Malagasy  3 Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka [1.1]

Entry (2/4)4  pin    
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 paingotra
7 hombo hazo na vy
8 firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17]

Entry (3/4)9  pin    
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11 mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy [1.17]

Entry (4/4)12  pin    
Part of speech  13  masculine noun
Explanations in Malagasy  14 hazo misy dity [1.4]
15 anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9]
Explanations in French  16 hazo kesika [1.66]
Vocabulary  17  Botany

Updated on 2025/09/12