Entry pile > filetra (letra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina miletra, izany hoe mihitsoka, mihizina, namihinana be dia be [1.1]

Anagrams 

pile   
antonta
a pile, a heap [1.7]

pile   
pila
[frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika izay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [1.1]
pile [3.1]
tinoto
pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3]
tonoto
pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3]
voangadona
qu'on a pilé, frappé du pied [1.3]
voaovoke
Pilé [1.68]
voatoto
pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3#735]