Entry pila
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bezanozano] banga (antsy, ets.) [Rakotosaona 1972]

Entry pila
Part of speech   noun
Malagasy definition   [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika lzay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [Rajemisa 1985]
English definition   battery [3.1]
French definition   pile [3.1]
Vocabulary  
Origin   French: pile.

Updated on 2009/09/01