| Entry (1/2) | 1 pike |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tsakamalao tsara fofona fihosotry ny vehivavy sakalava
[Sakalava]
[1.1] |
| Entry (2/2) | 4 pike |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Tady mifatotra amin' ny laveroka ka mamaky ny laim-botry sady mifatotra koa amin' ny take
[Sakalava]
[1.1] |
| Anagrams | 7 kepỳ, 8 peky, pike |
| Updated on 2025/09/12 |
|