| Entry | 1 petakilasy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mafana apetapetaka amin' ny faritra marary amin' ny tena mba hampahalemilemy na handevona ny mivonto [1.1] |
| Vocabulary | 4 Health |
| Synonyms | 5 katapilasy |
| Anagrams | 6 atsipelika, 7 petakilasy |
| Updated on 2025/09/12 |
|