Entry pesta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. peste] Areti-mifindra mahatahotra aoka izany, izay misy karazany roa: ny "peste bubonique" sy ny "peste pulmonaire": ilay voalohany dia azo avy amin' ny kaikitry ny parasy tratran' io aretina io noho ny nanaikerany voalavo narary, ka ny amantarana azy dia ny fisehoana atodintaria eo amin' ny tata na ambany hetika; ny "peste pulmonaire" kosa, izay miendrika amonia dia mifindra mivantana avy amin' ny olona voany ka anisan' ny aretina mora mifindra indrindra [1.1]
Examples Fantatrao tsara koa ny maha-aretin-dratsy ny pesta. [2.472]
Vocabulary 
Origin French: peste.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31