|
|
|
|

Entry1  perovianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
4 Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina [1.1]
Explanations in English  5 Peruvian [3.1]
Explanations in French  6 péruvien, péruvienne [3.1]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Analogs  8  peroa, 9  peroa

Updated on 2025/12/08