| Entry (1/2) | 1 -pentina |
| Part of speech | 2 morphological form of fentina |
| Entry (2/2) | 3 pentina |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
6 Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1] |
| Explanations in English |
7 a spot
[1.7] |
| Explanations in French |
8 tache de saleté
[1.8] |
| Examples |
9 misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony.
[2.472]
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 19 pentimpentina |
| All compound words | 20 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|