Entry pelaka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tambahoaka] fisaka [Rakotosaona 1972]
 Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo). [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms pelapelaka

Entry pelaka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bezanozano] jamba [Rakotosaona 1972]

2013/05/14