|
|
|
|

Entry (1/2)1  patripatry
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Vaventiventy, fatrofatro (fiteny fahiny amin' ny vakivakim-bola, ary ankehitriny amin' ny voanjavamaniry lehibe noho ny namany, sady tsara). [1.1]
Derivatives 
Names :

Entry (2/2)5  patripatry
Part of speech  6  noun
Explanations in English  7 a pensive look (Prov.) [1.2]

Anagrams  patripatry, 8 pitrapitra

Updated on 2025/09/19