Entry pataloa
Part of speech noun
Malagasy definition Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [Rajemisa 1985]
English definition trousers. See saroaly [Richardson 1885]
 [ pataloha ] trousers [Hallanger 1973]
French definition [ pataloha ] pantalon [Abinal 1888]
 [ pataloha ] pantalon [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
pataloa
pataloako
pataloanao
pataloany
pataloantsika
pataloanay
pataloanareo
pataloan'
pataloan-
pataloam-
Origin French: pantalon.
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Examples Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [Andraina: Mitaraina, page 10]

Updated on 2015/03/03