| Entry | 1 pasipaoro | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
3 Taratasy avy amin' ny fanjakana ahazoana mivezivezy na miditra any amin' ny firenen-kafa [1.1] | 
| Explanations in English | 
4 a passport, a pass [1.7] | 
| Explanations in French | 
5 passeport [1.8] | 
| Updated on 2025/09/12 | 
 |