|
|
|
|

Entry1  parapaingo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny: Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa. [1.1]
Explanations in English  4 the name of a kind of fetters. [swa. Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.] See ampaingo. [1.2]
Explanations in French  5 fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux oblongs qui [ermettaient le mouvement. On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des volailles ou d'autres animaux.. [1.3]
Examples  6  Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo [2.996]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Synonyms  9 paingo

Updated on 2025/11/11