| Entry | 1 palmie |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. palmier] Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafia, voaniho [1.1] |
| Vocabulary | 4 Botany: (in general) |
| Updated on 2025/09/12 |
|