Entry ovoka
Part of speech noun
Malagasy definition fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry
¶ Faniniana mafy dia mafy, levilevy [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23