Entry ontana
Part of speech noun
Malagasy definition Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana [Rajemisa 1985]
English definition Comp. entana. [Richardson 1885]
French definition émotion subite, tressaillement [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
ontana
ontako
ontanao
ontany
ontantsika
ontanay
ontanareo
ontan'
ontan-
ontam-
onta-

2011/11/17