| Entry | 1 ongahana |
| Root | 2 ongaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ingaina, faohina, paohina:
5 Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna 6 Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): 7 Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|