Entry ombieniombieny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy jereo ombieny ombieny [Razafiarivony: Harivolana, Rabemolaly: Fary]
Examples 
1Ambin-tsakafo tsy lany raha misy no mba atsipy ho azy ireny ombieniombieny. [Razafiarivony: Harivolana, page 55]
2Hanao fary mitety remy : Hitatitra ombieniombieny resaka izay tsy dia tokony hanaovana loatra izany. [Rabemolaly: Fary]

Updated on 2021/10/14