| Entry | 1 ombalahy antitra |
| Elementary words | 2 ombalahy, 3 antitra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ombalahy tsy matahotra na inona na inona; miaramila menavazana tsy miraika na amin' inona na inona.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 Vieux taureau. Se disait des vieux soldats qui ne fuient pas..
[2.415#6766] |
| Updated on 2025/09/12 |
|