Entry Ombalahibemaso (omby, lahy, be, maso)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy jereo Ombalahy be maso [Rahajarizafy: Kabary page 49]
Examples 
1hoy ny Ombalahibemaso, sady napoakany ny basy iray vava. [Rahajarizafy: Kabary, page 49]
2Handimby ny Ombalahibemaso, handimby an' Imboasalama, handimby an' Andrianampoinimerina. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
3Ankoatran' izany, eo ilay teny malazan' ny Ombalahibemaso efa rentsika hoe: " Tsinjovy ny farany. [Rahajarizafy: Filozofia]

Updated on 2021/10/14