Entry | 1 omanina |
Root | 2 omana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1] |
Explanations in English |
5 to be decorated, to be made ready. [1.2] 6 to be prepared [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on prépare [1.3, 1.8] 8 qu'on orne [1.3] |
Examples |
9 Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso.
[2.643#84]
10 Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 anomany, 16 inomana, 17 mañaoñy, 18 manoina, 19 miañona, 20 miñaoña, 21 mionana, 22 monaina, 23 omanina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |