Entry olon-dratsy (olona, ratsy)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra... Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona [Rajemisa 1985]
French definition sujet méchant [Abinal 1888]
Quotes 

Updated on 2011/11/10