| Entry | 1 oharina |
| Root | 2 ohatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako.
5 Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be measured, to be compared..
[1.2] 7 to be compared. [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on mesure, que l'on compare.
[1.3] 9 qu'on compare. [1.8] |
| Examples |
10 raha oharina amin' Ikopa!
[2.270#74]
11 Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66] 12 koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 17 aharony, 18 ahorina, 19 aniraho, 20 anohary, 21 anorahy, 22 arahony, 23 aronahy, 24 haorina, 25 hariaño, 26 haroina, 27 hoarina, 28 iharano, 29 oharina, 30 rihaona, 31 roahina |
| Updated on 2025/11/11 |
|