Entry |
oha-jaza
|
Elementary words | ohatra ; zaza |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy;
tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo [1.1]
|
Explanations in English | A word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted. [1.2]
|
Explanations in French | Cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête [1.3]
|
|