|
|
|
|

Entry1  ofisialy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 An' ny fanjakana:
4 Natokana ho an' ny antokon' olona ofisialy ny toerana eto ka mialà teto ianao
5 Enti-milaza izay rehetra vaovao avoakan' ny fanjakana:
6 Araka ny tarehi-marika ofisialy dia toy izao ny isan' ny "eny" sy ny "tsia" tamin' ny fitsapana hevi-bahoaka farany tao
7 Enti-milaza zavatra neken' ny fanjakana ny fijoroany ka efa navoaka ho fantatry ny be sy ny maro:
8 Ny teny malagasy ofisialy [1.1]
All compound words  9 vidin-javatra ôfisialy an-tsena

Updated on 2025/11/17