| Entry | 1 ny zafy mpanahaka |
| Elementary words | 2 zafy, 3 mpanahaka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka) [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|