| Entry | 1 ny ankabeazany |
| Elementary words | 2 ankabeazany |
| Part of speech | 3 locution |
| Explanations in Malagasy |
4 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
[1.1] |
| Explanations in English |
5 most of, the majority
[1.7] |
| Explanations in French |
6 la plupart, la majorité
[1.8] |
| Other spellings | 7 ny ankabiazany |
| Analogs | 8 ny ankabetsahany, 9 ny ankamaroany |
| Updated on 2026/04/22 |
|