|
|
|
|

Entry (1/2) 1  nongo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany [1.1]

Entry (2/2) 4  nongo
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. [1.1]
Explanations in English  7 a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] [1.2]
Combinations  8  4 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/04