Entry nofinidy (fidy)
Part of speech morphological form of the word finidy
French definition choisi, élu ( voafidy ) [Abinal 1888]
Morphology 
nofinidy
nofinidiko
nofinidinao
nofinidiny
nofinidintsika
nofinidinay
nofinidinareo
nofinidin'
nofinidin-
nofinidim-
Synonyms voafidy
Examples 
1Nanomboka tamin' ny taona 1827 dia efa nisy soratra vavolombelon' ny tantara, araka io loha-hevitra nofinidy io. [Razoharinoro: Soratra, page 5]
2Ny fivoriamben' ny olom-pirenena mpifidy sy ny komity mpanatanteraka nofinidy no mitantana ny raharahan' ny Fokontany. [Fanjakana: Fifidianana, page 39]

2017/05/21