| Entry | 1 njay |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety:
4 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: 5 Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay) 6 2) Hampiseho fanenenana: 7 Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay) [1.1] |
| Anagrams | 8 anjy, 9 inja, 10 jany, 11 jina, 12 njay, 13 njia |
| Updated on 2025/11/13 |
|