|
|
|
|

Entry1  njainjay
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra:
4 Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana [1.1]
Analogs  5  hafafandry, 6  zanakalondrano

Anagrams  7 ijinjana, 8 jinjaina, njainjay

Updated on 2025/11/17